Atsinanana : ces derniers jours, les masques et les gels hydro alcoolique sont en rupture de stock.
Antananarivo et Fort Dauphin: les derniers chiffres sur le coronavirus à Tanà . Résultats négatifs pour les deux employés du SEED Madagascar à Fort Dauphin.
Diana : l’approvisionnement en eau potable est coupé depuis hier dans la commune urbaine d’Antsiranana.
Atsinanana : tato anatin’ny andro vitsy izany dia tsy hita tany amin’ny mpivarotra intsony ny sarom-bava sy ny gel hydro alcoolique.
Antananarivo et Fort Dauphin: ireo isa farany mikasika ny fisorohana ny mety ho fihanaky ny coronavirus eto amintsika. Tsy misy ahiana ny amin’ireo mpiasan’ny SEED Madagascar any Taolagnaro.
Diana : Tapaka ny famatsiana rano fisotro ao an-tampon-tanà nan’Antsiranana nanomboka omaly.