COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©DREDD - Vakinakaratra
La pépinière de l’ONG Graine de vie, qui fournira de jeunes plants, au DREDD – Vakinakaratra.

Journal des régions du 25 novembre 2021

 

  • Matsiatra Ambony : nahitana trangana coronavirus miisa 22 tao amin’ny faritra Haute Matsitra
  • Anôsy - Tolagnaro : olona 8 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina COVID-19
  • Analamanga : mikasa hametraka ny sakana ara-pahasalamana amin’ny fidirana eto Analamanga ny lehiben’ny sampandraharaha mpitantana ny polisy eto andrenivohitra
  • Amoron’i Mania : efa manomboka mampiasa ny "Charbon vert na bio" ny ao amin'ny faritra
  • Vakinakaratra : efa misokatra ny fangatahana zanankazo eny anivon’ny biraom-paritry ny ministeran’ny tontolo ianana sy ny fandrosoana lovainjafy

 

Studio Sifaka · 2021-11-25 VAOVAOM-PARITRA

  • Matsiatra Ambony : 22 cas de COVID-19 enregistrés cette semaine
  • Anôsy : 8 cas confirmés de COVID-19 dans un centre d’accueil pour enfant à Tolagnaro
  • Analamanga : le préfet d’Antananarivo prévoit de mettre en place une barrière sanitaire à l’entrée de la capitale
  • Amoron’i Mania : utilisation du « charbon vert ou bio », une alternative aux charbons de bois
  • Reboisement : la DREDD Vakinakaratra donne son feu vert pour la saison 2021-2022
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter