Nosy be et Fort dauphin : Formation du personnel de santé des centres hospitaliers universitaires. Notamment sur la prise en charge des personnes suspectées d’être porteur du COVID-19.
Commerce et exportation : Environ 25 tonnes d’haricots noirs destinés à être exportés vers l'Europe ont été refoulé à cause d’un taux de pesticides trop élevé.
Androy : Des barrières économiques ont été installées depuis hier.
Nosy be sy Fort dauphin : Omena fiofanana momba ny fandraisana ireo ahiahiana ho mitondra ny coronavirus ireo mpisehatra amin’ny tontolon’ny fahasalamanana
varotra sy fanondranana : Tsaramaso mainty manodidina ny 25 taonina nokasaina haondrana any Eoropa no nolavin’izy ireo noho ny fahabetsahan’ny fanafodim-bibikely ao anatiny
Androy : Nasiana sakana ara-toekarena na ny barriere économique any amin’iny faritra iny amin’izao fotoana izao