- Farahantsana : La centrale électrique est déjà operationnelle.
- Prison d’Antanimora : Amélioration de la prise en soin des détenus atteints de la tuberculose et VIH /SIDA.
- USAID : 30 000 de dollar d’aides aux zones fortement touchées par les cyclones.
- Sakahevo Marolambo : Les étudiants ne peuvent toujours pas étudier.
- Farahantsana : efa miasa ilay toeram-pamokarana herinaratra.
- Fonjan’Antanimora : Ho hatsaraina ny fandraisana an-tanana ireo voafonja tratran’ny toberkilaozy sy VIH Sida.
- USAID : nanolotra fanampiana mitentina 300 000 dolara ho an’ireo faritra lasibatry ny rivo-doza.
- Sakahevo Marolambo : Tsy mbola afaka mianatra ny mpianatra hatramin’izao.