Plus que 3 filles sur 10 peuvent poursuivre leurs études jusqu’au second cycle.
Ordre des Journalistes de Madagascar: la plupart des journalistes s’accumulent à Antananarivo.
 Coupures d’éléctricité: les entrepreneurs d’Ambatondrazaka et de Fianarantsoa font état de leur déficit.
Zazavavy malagasy 3 amin’ny folo sisa no afaka manaraka fianarana eny amin’ny ambaratonga faharoa.
Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara: mitangorona eto Antananarivo avokoa ny ankamaroan’ireo mpanao gazety.
Famatsiana herin’aratra: Mitaraina ho maty antoka noho ny fahatapahan-jiro lavareny ireo mpamokatra ao Fianarantsoa sy Ambatondrazaka.