COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Ministère de l’Energie et des Hydrocarbures
Lors de l’inauguration du central hybride solaire à Toliary II.

Le journal des régions du 08 août 2022

-Toliary : Tanora Actif an’i Madagasikara organise une formation sur le leadership, la décentralisation et la constitution pour les jeunes.

- Atsimo Andrefana : installation d'une centrale hybride solaire à  Toliary II.

- Atsinanana : la commune de Toamasina sensibilise les habitants à se méfier des arnaqueurs qui prétendent travailler en faveur du plan d’urbanisme.  

-Mahajanga : qualification des Barea Beach Soccer  pour la CAN Beach Soccer 2022 au Mozambique.

Studio Sifaka · 2022-08-08 NY_VAOVAOM-PARITRA

-Toliary : mikarakara fiofanana momba ny fitarihana, fitsinjaram-pahefana ary ny lalam-panorenana ho an’ny tanora, ny Tanora Actif an’I Madagasikara.  

-Atsimo Andrefana : nametrahana tobimpamokarana herinaratra nampivadiana tamin’ny angovo avy amin’ny masoandro  tao Toliary faharoa.

-Atsinanana : manentana ireo mponina ho mailo amin’ireo mpisoloky ho mpanara-maso ny drafi-pananjariana ny tanan-dehibe ny ao Toamasina.

-Mahajanga : tafiakatra amin’ny CAN Beach Soccer 2022, atao ao Mozambique ny Barea Beach Soccer.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter