- Des stations marégraphes seront installées dans les quatre régions de Madagascar pour se prémunir contre les risques marins.
- Région de Diana : La protection des ressources naturelles est la principale responsabilité des groupes de base ou VOI.
- Miarinarivo : les instituteurs du premier cycle ont bénéficié de formations lors du rassemblement général.
- Feux de forêt : La lutte contre les feux de forêt dans la région de Bongolava n'a pas été couronnée de succès jusqu'à présent.
- Hametrahana tobim-piantsonan’ny rano hiarovana amin’ireo loza an-dranomasina amin’ireo faritra efatra eto Madagasikara.
- Faritra Diana : Ny fiarovana ireo harena voajanahary no tena hiandreketan’ireo vondron’olona ifotony.
- Miarinarivo : nampiofanina ireo mampianatra eny amin’ny ambaratonga fototra nandritra ny zaikabem-paritra.
- Doro tanety : Tsy ahitam-pahombiazana ny ady amin’ny doro tanety eto amin’ny faritra Bongolava hatramin’izao.