- Célébration de la journée mondiale de l’énergie à Toamasina : le lancement du projet volobe II a été parmi les thématiques préoccupants.
- Menabe Antimena : les nations unies collaborent avec l’Etat malagasy pour la relocalisation des habitants.
- Région Boeny : les 127 étudiants sortants en tourisme contribueront au développement du tourisme local.
- Sambava : La foire économique et écologique 2022 s’est achevée hier.
- Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny angovo tao Toamasina: kendrena ho tontosaina tsy ho ela ao an-toerana ny tetik’asa volobe II.
- Menabe Antimena: Andrasana ny fiaraha-miasan’ny etazonia sy ny fanjakana Malagasy amin’ny fifindra-monin’ ireo mponina ao amin’ny faritra arovana.
- Faritra Boeny: Handray anjara amin’ny fampandehanana ny sehatry ny fizahan-tany ireo mpianatra 127 vao nahavita fianarana.
- Sambava: Nifarana omaly ny tsenabe ara-toe-karena sy ara-tontolo iainana 2022.