Antananarivo : 90% des marchandises touchées par l’incendie ont été réduites en cendre au marché d’Anosibe Namontana.
Mahajanga : Les premières pluies ont fait pas mal de dégâts.
Mananjary : Les maires, chefs fokontany et quartiers mobiles ont été formés dans le cadre de lutte contre l’insécurité.
Antananarivo : 90% tamin’ireo tsena may tao Anosibe Namontana no simba .
Mahajanga : Nanomboka nirotsaka omaly ny orana.
Nomena fiofanana nandritra ny roa andro ireo ben’ny tanà na sy sefo fokontany ary quartiers mobiles ao amin’ny distrikan’i Mananjary ho fisorohana ny tsy fandriam-pahalemana.