13 février, journée mondiale de la radio portant sur le thème de la diversité.
Selon un sondage réalisé par Steelix en 2018, le manque de confiance et la peur de se faire arnaquer sont les principaux blocages des malgaches vis-à -vis l’achat en ligne.
Agence Malagasy de Presse, un journal en ligne pour faire connaitre au monde ce qui se passe à Madagascar.
13 febroary, andro maneran-tany ho an’ny onjam-peo. Manasa ny onjam-peo rehetra hampiroborobo ny faha-samihafana ny UNESCO amin’ity taona ity.
Azon’ny fanjakana atao ny mametraka ny fenitra ho lalà na tsy maintsy arahina raha misy fiantraikany amin’ny fahasalamam-bahoaka.
Azon’ny fanjakana ampiasaina ny harikarena ao aminy hamatsiana ny firenena.