COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©MARCO LONGARI / AFP
Presque une semaine s'est écoulée après la reprise des transports en commun.

Journal du 31 août 2020

Université d’Antananarivo : Parmi les 200 meilleures universités d’Afrique selon le classement uniRank 2020.

« Aromathérapie: Quelles sont les limites d’utilisations des huiles essentielles ? ».

Echanges entre les écrivains de l'océan Indien et des caraïbes sur l'utilisation de la langue nationale.

Arovy challenge : Le prix du jury revient à The Monster Company.

La création de blog attire la jeunesse malgache.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 31 Journal VF



Fanadinana CEPE : Nisy lamina manokana napetraka any amin’ny faritra DIANA izay niverina nihiboka amin’ny ampahany.

Fiverenan’ny fitaterana tamin’ny lalam-pirenena faharoa : voahaja ny fepetra ara-pahasalamana napetraky ny ATT.

Mitantara ny herinandro voalohany niverenan’izy ireo niasa ny mpamily sy mpamily mpanampy amin’ny fiara fitateram-bahoaka.

Fandefasana famangiana amin’ny fitaovam-pifandraisan-davitra : Mety hanimba fihavanana.

Zara Revy : Maneho ny heviny momba ny fiainana aorian’ny fihibohana ny tanora amin’ny alalan’ny horonantsary fohy.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 31 Journal VM

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter