- Lutte contre le cancer : le traitement radiothérapie est encore très cher à Madagascar
- Plus de 1500 malgaches ont suivi des cours d’anglais gratuit en ligne, on va vous parler de cette opportunité dans ce journal
- « Malagasy Rugby » en quête d’entraîneur de haut niveau.
- Horesahina ato anatin’ ny vaovao ny fanomezan-toerana ny teny malagasy eo amin’ny aterineto
- Andro iraisam-pirenena ho an’ny ady amin’ny homamiadana androany : mbola lafo ny saran’ny fitsaboana eto amintsika
- Ary farany 1500 mahery ireo malagasy afaka nianatra teny anglisy maimaimpoana tamin’ny alalan’ny aterineto.