COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
Dispositif de lavage des mains dans chaque recoin du camp des scouts Tily Analamanga Afovoany

Journal du 29 décembre 2020

  • Ahiana hiteraka aretin-koditra amin’ny tongotra amin’ireo olona traboina ireo rano miangona ao amin’ny fokontany Ambohijafy Toamasina.
  • Taorian’ny fihibohana, niverina nilasy ny skoto ary ao anatin’ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana.
  • Mbola mazoto mividy sy manavao ny entana ao an-trano ny olona amin’izao fety izao.
  • Antsirabe : Mpianatry ny lycée miisa 50 mandray anjara amina fifaninanana mihira kalon’ny fahiny
  • Toerana fampilalaovana ankizy eny Ampasambazaha Fianarantsoa : tsy dia rototra amin’ny fanajana ireo fepetra hiadiana amin’ny Covid19 ny olona.

Studio Sifaka · 2020-12-29_Journal VM

    L’industrie cinématographique face au contexte malgache.
  • Comment faire la différence entre Cyclone, dépression et tempête ?
  • Menu de fête pour les personnes allergiques aux crustacés et aux fruits de mer
  • Fin d’année : on peut s’amuser sans prendre de l’alcool.
  • Nouvel an : signification du « solom-bodiakoho »

Studio Sifaka · 2020 - 12 - 29 Journal VF
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter