COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
La journée pour la liberté de presse est célébrée chaque année le 03 mai.

Journal du 3 mai 2021

  • Miverina mianatra ireo kilasy manomana fanadinam-panjakana, sy ireo mpianatra rehetra amin’ny faritra tsy mikatona
  • Miantoka ny fandraisana fanapahankevitra sy ny demokrasia ny fahalalahan’ny torohay.
  • Ireo teboka miantoka ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ao anatin’ny lalàna mifehy ny serasera sy ny asa fanaovan-gazety
  • Fanamby iray atrehin’ny mpanao gazety vehivavy ny fiarovana ny ainy eo ampanatanterahana ny asany
  • Sary hitatra an-gazety, azo hampiasaina ihany koa hanehoana ny fahalahan’ny fitenenana eto Madagasikara 

Studio Sifaka · 2021 - 05 - 03 Journal VM

    • Fermeture des frontières pour Vakinankaratra, Haute Matsiatra et Anosy.
    • Quelles différences entre la vaccination de masse et la vaccination ciblée ?
    • « Liberté de presse » et « liberté des médias » sont différents mais fonctionnement dans un même écosystème
    • Le travail de journaliste n’est pas libre dans la pratique

Studio Sifaka · 2021 - 05 - 03 Journal VF
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter