COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©EDUARDO SOTERAS / AFP
Les bajaj font partie des moyens de transport les plus utilisés à Antsiranana.

Journal du 04 mai 2021

  • Fitaovana mamantatra ny fiovan’ny endriky ny coronavirus ny « séquenceur »
  • Tsy mbola miverina mianatra tontolo andro isanandro ireo mpianatra manomana fanadinam-panjakana eny amin’ny sekoly tsy miankina.
  • Ny endrika hiverenan’ny fampianarana ireo kilasim-panadinana eny amin’ireo sekoly natao CTC-19
  • Voararan’ny lalàna ny mivarotra « space cake » amin’ny Facebook
  • Maro ireo mponina no mitaraina ny amin’ny tsy fanarahan-dalana ataon’ny mpitondra bajaj any Antsiranana 

Studio Sifaka · 2021-05-04_Journal VM

  • L’Autorité Nationale de Régulation de la Communication et des Médias plébiscitée
  • Fausses idées sur l’asthme : l’essoufflement n’est pas forcément lié à cette maladie
  • Les stylistes font de leur mieux pour faire face à la crise sanitaire
  • Aina Ramadison représente Madagascar au concours Best Chef Afrika 

Studio Sifaka · 2021-05-04_Journal VF
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter