COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Iira116
Le laboratoire Xenothera et le laboratoire Pfizer continuent à faire des recherches sur les médicaments contre la COVID-19.

Journal du 1er juin 2021

- Tokony  hatsaraina ny serasera eo amin’ny samy mpitondra amin’ny fanapahan-kevitra

- COVID-19 : raha ampy sakafo tsara dia tsy ahiana ho tonga amin’ny tranga atahorana ireo  mpifoka sigara sy mpisotro zava-pisotro misy alikaola

- Faritra Analamanga : 15,7 % amin’ireo fitarainana voarain’ny PFSCE no mahakasika ny herisetra mihatra amin’ny     ankizivavy hatramin'ny   fihiboana 2020

- Andro maneran-tany hoan’ny ray aman-dreny : miezaka manome lanja ny fifampiresahana ireo tanora ny ray aman-dreny amin’izao fotoana izao


Studio Sifaka · 2021-06-01_Journal VM

- L’utilisation de vaccins ne devrait pas faire oublier les recherches de traitements contre la COVID-19

- AUF-COVID-19 : lancement de la deuxième édition

- Madagascar : où en est-on en termes de bonne gouvernance ?

- Municipales et communales : aucun délai pour la sortie des décisions de justice


Studio Sifaka · 2021-06-01_Journal VF
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter