COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Mampianina
Sakaivo, un village Zafimaniry.

Journal du 26 juillet 2021

  • Na dia nihena aza ny tahan’ireo tranga vaovaon’ny COVID-19 dia mbola voatazona ny ankamaroan’ireo fepetra sakana
  • Ho ampitaina amin’ny alalan’ny tantara an-tsary ny kolontsaina Zafimaniry
  • Manampy ny tanora amin’ny fananana asa ny fampivoarana ny maha izy azy ny tena
  • IMDID : sehatra ivondronan’ireo tanora mpirotsaka an-tsitrapo manerana an’i Afrika

Studio Sifaka · 2021-07-26 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter