©Ministère du Tourisme. Le respect du protocole sanitaire est exigé pour les établissements qui accueillent la quarantaine des touristes.
mercredi 24 novembre 2021
- Manana hetaheta ny tanora mikasika ny fiainam-pirenena.
- Tsy afaka mandray vahiny manao fihibohana intsony ireo hotely tsy manaja ireo fepetra tsy maintsy harahina amin’ny fandraisana vahiny na « protocole sanitaire ».
- Atrikasa itaomana ny tanora hirotsaka bebe kokoa amin’ny fiainam-pirenena sy politika.
- Manana anjara amin’ny fampandrosoana ara-toekarena, sosialy sy tontolo iainana ny orinasa tsy mainkina eto Madagasikara.