- Faritra avo : noesorina maika teny amin’ny trano fonenany ireo olona tandindomin-doza.
- Manampy amin’ny fandraisana ireo traboina ireo tanora mpirotsaka antsitrapo.
- CAN 2021: tsy nitsangamenatra ny Comorianina raha tapitra teo amin’ny ampahavalon-dalana ny lalany.