- Mamporisika ny tanora hiara-hiasa akaiky amin’ny ministera ny tontolo iainana ny ministra vaovao, Vina Marie Orlea.
- Fitandroana ny tontolo iainana : fahaiza-manao vaovao hoan’ny tanora.
- Espace Jeune Entrepreneur (EJE): Efa maro ireo nandray anjara no nanangana orinasa.
- Tsipy kenetibe : Efa voaloa ny trosa, ny federasiona iraisam-pirenena no hilaza raha ho esorina ny sazy.
