- Rafitra iraisam-pirenena 4 no ahafahan’i Madagasikara misitraka vaksiny miaro amin’ny Covid-19.
- 21 Mars andro iraisampirenena ho an’ny ala : « Ny ala sady ho amin’ny famokarana, no amin’ny fampiasana lovainjafy. »
- « A vos Chaussettes », fomba fanentanana noho ny andro maneran-tany ho an’ny Trisomie 21.
- Kelly RAJERISON : rain’ny Roka Malagasy sy ny « Blues ».