- Sehatra tsy miankina : hiakatra ny karama.
- 30 isan-jaton’ny ankizy 3 hatramin’ny 5 taona no mianatra any amin’ny akany fibeazana tamin’ny 2017-2019.
- Ilain’ny olom-pirenana ny fikojakojana ny fananana iombonana.
- Nanomboka omaly alatsinainy 25 Avril ny Fifaninanam-pirenena N1A sokajy Lehilahy - Vondrona Andrefana.
