Fikaonan-dohan’ny tanora : maneho ny heviny momba ny famoronan’asa ny tanora.
Manjavozavo amin’ny rehetra izany fiahiana ara-tsosialy izany.
Fénerive Est : ny vidin’entana hangalana azy ao Toamasina no mamaritra ny eny an-tsena fa tsy manaraka ilay napetraky ny fanjakana.
« Digitalisation » eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana: Manampy betsaka amin’ny fiaraha-miasa amin’ireo mpamatsy vola.