- Naranty an-tsary sy an-tsoratra tetsy Antaninarenina ny tolona 1972.
- Fisondrotan-karama, manahy amin’ny fisondrotan’ny saram-pianarana ireo ray aman-dreny.
- Misy biby mpanimba ny fambolena vaovao antsoina hoe acarecide ao amin’ny distrika Ambatoboeny, Mampikony sy Port Berger.
- Fifamoivoizana: Tsy ampy ireo takelaka famantarana.