- Mandrisika ny fividianana fitaovana fitilina ny vatana eo amin’ny fadin-tseranana ny fahatratrarana Sri-Lankais niaraka tamin’ny volamena sy safira anatin’ny fitombenany.
- Ny fandraisana an-tanà na ireo ankizy « Autiste » mandritrany fanadinam-panjakana.
- Fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana eny amin’ny lisea : mpampianatra amin’ny lisea miisa 1000 no manaraka fiofanana manokana.
- Manodidina 250 ny tanora nihofana tao amin’ny YEC na ny Youth Education Center tao anatin’ny 4 taona nisiany teto mananjary.