- Deux vaccins contre la variole du singe disponibles sur le marché européen.
- Faille sur la digitalisation des bourses : les étudiants de la Facultés EGS ne sont pas satisfaits des explications.
- Le conflit foncier tue à nouveau quatre personnes à Ifanadiana.
Â
- Misy vaksiny roa efa azo jifaina hiadiana amin’ny « Variole du singe » ao Eoropa.
- Fampiasana nomerika eo amin’ny vatsim-pianarana : tsy afa-po tamin’ny fanazavan’ny tomponandraikitra ireo mpianatra tao amin’ny EGS.
- Namoizana aina olona efatra indray ny ady tany sy disadisam-piaraha-monina.