- Bilan du Salon de l’Etudiant et de l’Emploi 2022 : les jeunes bacheliers étaient plutôt Etudes.
- Refonte du code minier : Les parties prenantes suivent de près l’issue de la consultation nationale.
- Un district sur trois est doté d’un tribunal de première instance à Madagascar.
- Prise en charge des malades mentaux errants : les premiers soins pour l’hôpital et le reste pour la famille.
- Salon de l’Etudiant et de l’Emploi 2022 : Nirona betsaka tany amin’ny fianarana ny tanora.
- Fanavaozana ny fehezan-dalana mifehy ny harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara: manara-maso akaiky ny tohin’ny raharaha ireo voakasika.
- Distrika iray amin’ny telo ihany no manana lapan’ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Madagasikara.
- Fikarakarana ireo marary saina mirenireny : ny fitsaboana voalohany no an’ny hopitaly fa ny ambiny an’ny fianakaviana.Â