©Randrianarisoa Germain (Rajery) Rajery, initiateur du Music Festival Angaredona.
mercredi 14 septembre 2022
- Participation de Madagascar à la 26ème Conférence Mondiale sur l’Investissement à travers l’EDBM.
- Les prises en charge pour les personnes atteintes de la maladie d’Alzheimer existent à Madagascar.
- Angaredona Music Festival continue la promotion de la culture Malgache.
- Misolotena an’i Madagasikara amin’ny fihaonambe iraisam-pirenena faha-26 ho amin’ny fampiasam-bola ny EDBM.
- Sahirana ireo mpianatra nahazo bakalorea teknika amin’ny fanohizana ny fianarana ao Toamasina
- Efa misy ireo fandraisana an-tanana hoan’ireo olona voan’ny aretina alzheimer eto madagasikara.
- Manohy ny fampahafantarana ny kolon-tsaina Malagasy ny Angaredona Music Festival.