- Réseau de frelatage de carburant à Toamasina : interpellé suite à des plaintes reçus auprès de l’OMH.
- Accessibilité sur les médicaments : Madagascar importe près de 80 pour cent ces médicaments chimiques.
- L’Imra fait des recherches sur les pervenches pour avoir un médicament anti-cancer.
- Le débit des frais pour les dépôts d’argent à partir des Mobile Money est interdit partout à Madagascar.
- Tambazotra mpanapoka solika ao Toamasina : Fitarainana azon’ny OMH no nahatratrarana azy.
- Fahafahana mahazo fanafody : 80 isan-jato amin’ireo fanafody simika no afaran’i Madagasikara.
- Manao fikarohana momba ny ivonenina ny IMRA hitadiavana fanafody miady amin’ny homamiadana.
- Tsy tokony hisy sarany ny fanaovana petra-bola amin’ny Mobile Money eto Madagascar.