COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Wikipédia
Le nombre de transport en commun ont diminué pour la zone urbaine et suburbaine d'Antananarivo.

Journal du 12 mai 2020

Interview sur France 24 et RFI: Andry Rajoelina défend le Covid Organics.

3000 familles et enfants bénéficient de dons alimentaires.

Les plateformes de musique en streaming, un coup de pouce incontestable pour les artistes.

Utilisation d'internet en hausse: les jeunes plus exposés aux violences en ligne.



Famatsiam-bola hatramin'ny 7 000 dolara ho fanampiana ny orinasan'ny tanora any amin'ny faritra. 

Fivahinianana tao amin'ny France 24 sy RFI: Nanizingizina ny filoha fa mahomby ny tambavy CVO.

Nihemotra ny fiofanana fampitomboana traikefa ho an'ireo mpitsara sy mpanazatra eo amin'ny taranja basikety. 

«Zoto special Tourisme Madagascar » : Mbola baraingo hatreto ny fahafahan'i Zoto mianakavy miditra an'Antananarivo.

Nihena ny isan'ny fiara mpitatitra niasa nanomboka omaly ho an'Antananarivo sy ny manodidina.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter