- Madagascar se trouve au 117e rang sur 193 pays, selon le dernier classement de l’indice de développement humain, publié par le Programme des Nations Unis pour le Développement
- Peu d’avancées dans la protection des droits des consommateurs
- « Big South Madagascar » : Uniformiser et améliorer les offres touristiques dans le grand Sud
- Des taxes seront imposées à divers produits jugés dangereux pour l’environnement, a fait savoir le ministre de l’Environnement et développement durable
- Za Koa, le roman écrit par Hary Rabary parmi les 5 finalistes du Prix Orange du Livre en Afrique
- Laharana faha 117 amin’ny firenena 193 no misy an’i Madagasikara, araka ny fandrefesan’ny Firenena mikambana ny fivoaran’ny maha olona na indice de développement humain
- Tsy nisy fivoarana goavana hatreto ny fiarovana ny zon’ny mapnjifa
- « Big South Madagascar » : hampitoviana sy hatsaraina ny kalitaon’ny tolotra ara-pizahantany any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy
- Ampandoavina haba vaovao ny fanafarana sy fivarotana entana sasany, mety hitera-doza sy hanimba ny tontolo iainana
- Tafiditra ho isan’ny boky 5 hifaninana amin’ny Prix Orange du Livre en Afrique ny boky Za Koa, nosoran’i Hary Rabary