COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka

Le journal du 27 mai

  • La situation des droits de l’Homme à Madagascar n’a pas connu de changements significatifs en 2023, conclut le département d’Etat Américain
  • Des observateurs électoraux du SAFIDY subissent des agressions
  • La campagne législative n’a pas aidé les citoyens à mieux comprendre les attributions des députés
  • Culture : amélioration continue du niveau des participants au slam scolaire

Studio Sifaka · 2024-05-27 LE JOURNAL

  • Tsy nahita fandrosoany ny fanajana ny zon’olombelona eto Madagasikara, tamin’ny taona 2023, hoy ny départemantan’ny firenenena amerikanina
  • Iharan’ny herisetra ny sasany amin’ireo mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny SAFIDY
  • Tsy ampy nahalalan’ny olom-pirenena ny tena asan’ny solombavambahoaka ny fotoana nanaovana fampielezan-kevitra
  • Niakatra ny lentan’ireo ankizy nandray anjara tamin’ny slam national scolaire andiany faharoa

Studio Sifaka · 2024-05-27 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter