Les braquages de Cash point se multiplient ces derniers temps. Un commerçant a été attaqué à Itaosy hier.
La Haute Cour Constitutionnelle a décidé de remplacer les députés emprisonnés.
DAX affirme être prêt à affronter ses sanctions. Toutefois, il maintient qu’il n’a commis aucune faute durant son transfert au club Kaizer Chief.
Matetika mpitranga ny fanafihana cash point tato ho ato. Nisy mpivarotra iray lasibatra indray teny Itaosy omaly.
Nanapakevitra ny hanolo ireo solombavam-bahoaka voafonja ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana.
Nilaza fa vonona hanefa ny saziny i DAX. Nanamafy izy anefa fa tsy manana fahadisoana tamin'ny famindrana azy tao amin'ny kilioban'i Kaizer Chief.