De plus en plus de cas de paludisme chez les enfants de moins de 5 ans, depuis la fin de l’année 2019.
Le conseil d’Etat s’est opposé à la demande de Raoul Arizaka Rabekoto de supprimer l’Interdiction de Sortie de Territoire prise à son encontre.
La nouvelle édition de International Tourism Fair est prévue pour le 18 au 21 juin 2020 au Centre de Conférence Internationl d’Ivato.
Â
Niakatra ny isan’ny ankizy latsaky ny 5 taona voan’ny aretina tazomoka nanomboka tamin’ny faran’ny taona 2019.Â
Nolavin’ny Filankevim-panjakana ny fangatahana nataon’i Rabekoto Arizaka Raoul mba hanafoanana ilay tsy fahazon-dalana mivoaka ny faritr’i Madagasikara nomena azy.
Hatao amin’ny 18 ka hatramin’ny 21 ny volana Jona ho avy izao ny International Tourism Fair ao amin’ny CCI Ivato.