Coronavirus en Chine : pas de rapatriement des 52 étudiants malgaches en quarantaine à Wuhan.
Affaires Ny Rado Rafalimanana : le CAFE ou Intergovernemental Collaborative Action Fund for Excellence ne figure pas sur la liste des ONG reconnues par le ministère des Affaires Etrangères.
Projet Tanamasoandro : la population d’Ambohitrimanjaka refuse toujours de céder leur terrain.
Tsy mbola mahazo mody ireo mpianatra malagasy natoka-monina vokatry ny coronavirus any Wuhan, Chine.
Raharaha Ny Rado Rafalimanana : Tsy misoratra ao amin’ny lisitry ny ONG na ny fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana ny CAFE na Intergovernemental Collaborative Action Fund for Excellence, hoy ny ministeran’ny raharaham-bahiny.
Tetikasa Tanamasoandro : tsy hanaiky ny tambi-tany omen’ny fanjakana azy ireo ny mponina ao antoerana satria lovan’izy ireo ny tanimbary ka tsy amidy.