- Les biens de Ranavalona III vendus aux enchères à Londres seront rapatriés à Madagascar
- A deux jours des sénatoriales, le KMF/CNOE dénonce les irrégularités durant la période de propagande
- Vulgarisation de la loi sur la communication médiatisée : les journalistes ne risqueraient plus l’emprisonnement dans l’exercice de leur fonction
Â
- Hiverina eto Madagasikara ireo vakoka hatsiarovana an-dRanavalona III natao lavanty tany Londres
- Roa andro mialoha ny fifidianana loholona, mitoroka ireo tsy fanarahan-dalà na nandritra ny fampielezan-kevitra ny KMF/CNOE
- Fanaparitahana ny lalà na momba ny serasera amin’ny haino vaky jery : foana ny fampidirana am-ponja ireo mpanao gazety eo am-panatanterahana ny asany