- Election sénatoriale, la tendance des résultats venant des six provinces montre que les candidats de l’IRD sont en tête.
- L’assemblée nationale a rejeté les amendements du Sénat, les députés ont voté pour la deuxième fois le projet de loi de finances 2021.
- Les conservateurs culturels du foko Antandroy sy Mahafaly exige l’application du « dinabe » pour lutter contre le trafic des tortues radiées.
- Fifidianana loholona, mitazona ny laharana voalohany ireo kandida avy amin’ny antoko IRD araka ny vokatra azo avy amin’ny faritra enina .
- Nolanian’ireo depiote 78 fanindroany amin’ny alalan’ny tsangan-tanana iny lalàna mifehy ny tetibola 2021, tsy noraisin’izy ireo ny fanitsiana nentin’ny loholona.
- Mitaky ny fampiharana ny Dinabe ireo ray aman-dreny avy ao amin’ny foko Antandroy sy Mahafaly mba hiadina amin’ny fandringanana ny sokatra “radiate”.