- Miato ny fihetsiketsehan’ny ENS mandra-piandry ny famoahana ny didy mikasika ilay « protocole d’accord ».
- Mitaky ny fampiharana ny sata manokana mifehy azy ireo sy ny tambin-karama ireo mpijirika asa na « Inspecteur de travail »
- Nihena ny voka-bary noho ny tsy fahampian-drano eto amin’ny faritra Analamanga
Â
-Arrêt de grèves des normaliens en attendant l’élaboration du décret portant sur leur recrutement automatique
-Les inspecteurs de travail revendiquent leurs indemnités et l’adoption de leur statut particulier
-Baisse de récolte de riz due à l’absence de pluviométrie