-La présidence de la République souligne qu’il n’y aura ni remaniement du gouvernement ni reconfinement
-Les lauréats aux derniers examens officiels ont été récompensés au palais d’Iavoloha
-L’extension de la station de traitement d’eaux de Mandroseza aboutira à 40.000 m3 de production supplémentaires
-Sady tsy hisy ny fanovana governemanta no tsy hisy ny fihibohana hoy ny avy eo anivon’ny fiadidiana ny repoblika
-Notolorana mari-pankasitrahana teny Iavoloha ireo mpianatra mendrika tamin’ny fanadinam-panjakana
-Hitarina mba hampitomboana ny famatsiana rano eto an-drenivohitra ny toeram-panadiovana rano eny Mandroseza