- Nahitana fiakarana hatrany ny isan’ireo olona voa an’ny coronavorus eto Madagasikara
- Hamidy 500 ariary ny kapoakan’ny vary nafarana izay tonga tany Toamasina ny 24 janoary
- Tsy hisy fampiakarana vidin-jiro raha tsy mihatsara aloha ny kalitaon’ny tolotra ao amin’ny JIRAMA
- Le nombre de cas positifs au coronavirus en hausse depuis 3 semaines
- Le riz importé par l’Etat est vendu à 500 ariary le « kapoaka »
- Aucune augmentation du prix de l’électricité prévue sans amélioration des services au niveau de la JIRAMA