- Maty nodoran’ny olona ilay lehilahy nikapa ny vadiny tamin’ny sabatra tao Mananara avaratra
- Hanatanteraka fitsangatsanganana ny mpanohitra ny sabotsy 6 febroary izao ary manao fampitandremana ny Emmo/Reg
- Rarà na ny mivarotra mandeha amin’ny kalesa sy sarety manomboka ny alatsinainy 8 febroary ho avy izao
- Vindicte populaire suite à l’agression d’une femme par son mari à partir d’un sabre au nord de Mananara
- L'opposition organise une excursion le samedi 6 février et l'Emmo/Reg met en garde contre toute tentative de désordre
- Les ventes de produits à partir de calèches et de charrettes seront interdites à partir du 8 février