- Tohin’ny raharaha volamena 73kilao : zandary iray no voasambotra, orinasa any Dubaï nametraka fitoriana ary mitaky ny hamerenana azy ireo ny volamena, eo an-dalam-panesorana ny fiarovan-tenan’ilay mpiasan’ny fadin-tseranana avy any Toliara ny tale jeneraliny
- Namoaka ny fiadidiana ao amin’ny primatora fa tsy nametra-pialana ny Praiminisitra Ntsay Christian
- Anio 6 febroary no tanterahina eny Imerinkasinina ilay fitsangatsanganana tarihin’ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana
- Affaire sur les 73 kg d'or: un gendarme a été arrêté, une société de Dubaï a intenté un procès pour réclamer la restitution de l'or, le directeur général de la douane lève l’immunité du douanier de Tuléar
- La primature annonce que le premier ministre Ntsay Christian n'a pas démissionné
- L’excursion dirigée par l'ancien président Marc Ravalomanana a lieu ce 6 février à Imerinkasinina