Aviation civile de Madagascar : Les employés sont contre la restructuration en cours.
Détournement de fonds à l’étranger : Le document de travail de la banque mondiale n’a pas pu prouver l’existence de détournement de fond à Madagascar.
Enseignants fonctionnaires : N'étant pas convaincus par la déclaration du Ministre de l’éducation nationale, les enseignants feront la grève à partir du 3 mars jusqu’au 5 mars pour exiger le règlement de ce qui leur revient.
Aviation Civile de Madagascar : Tsy manaiky ny fanavaozana izay atao ny mpiasa ao
Fanodinkodinana vola fanampiana any ivelany : Tsy manana porofo fa tena nisy fanodikodinana teto Madagasikara ny tahirin-kevitry ny Banky Iraisam-pirenena ary ny tsoa-kevitra dia nanaovana fandikana diso.
Sendikan’ny mpampianatra : Hanao fitokonana ny 3, 4 ary 5 martsa ary mbola hanome 72 ora ny ministera sy ny fanjakana. Tsy nahafapo azy ireo ny fanambaran’ny ministra omaly.
Â