Nisafidy hanafatra ny vaksiny Johnson&Johnson hiadiana amin’ny coronavirus ny fanjakana Malagasy.
Lahatenin’ny filoha anio : heverina ny mety hisian’ny fepetra momba ny fitanteram-bahoaka.
Nandiso ny vaovao niparitaka momba ny hanovana ny mpanazatra ny Barean’ny Madagasikara ny minisitry ny tanora sy ny fanatajanhantena.
Le gouvernement malgache a choisi d'importer le vaccin Johnson & Johnson pour lutter contre le coronavirus.
Discours du président : la possibilité de mesures plus strictes sur le transport en commun est envisagée.
Le ministre de la Jeunesse et des Sports a démenti les rumeurs sur le changement de l'entraîneur des Barea de Madagascar.