38 chinois qui vont participer à la rénovation du Stade Barea à Mahamasina sont arrivés à l'aéroport d'Ivato hier.
Un camion citerne tombe sous un pont à Maevatanana.
L'Etat a fait un appel à l'ordre à l'endroit des facebookers qui répandent des fausses nouvelles.
 Sinoa 38 isan’ireo hanamboatra ny kianjan’ny Barea etsy Mahamasina no tonga teny Ivato omaly.Â
Kamiao lehibe iray mpitondra solika no latsaka tao ambany tetezana tany Maevatanana
Nampitandrina ireo mpikirakira ny aterineto indrindra fa ny tambazotra fesiboky ny fanjakana ny amin’ny fanelezana vaovao tsy marina indrindra mikasika ny Corona Virus