Coronavirus : Un comité de communication est mis en place pour suivre le développement de cet épidémie à Madagascar.
Incendie à Anjanahary Antananarivo : Le bilan est lourd - 1 mort, 25 maisons incendiées et 114 personnes sans-abri.
Reboisement: L’équipe de la CUA a planté 1 400 plants de jacarandas le long de la route Tsarasaotra reliant Alarobia à Ivato, ce samedi 1er février 2020.
Feon-gazety ny 03 janoary 2020
Tsimokaretina « coronavirus » : Efa mipetrapetraka ny lafiny serasera hahafahana manaraka ny fivoaran’ny valan’aretina eto Madagasikara.
Hain-trano teny Anjanahary : Olona 1 namoy ny ainy, trano 25 may ary olona 114 tsy manan-kialofana.
Fambolen-kazo : Namboly zanaka zakarandà miisa 1 400 manamorona ny là lam-baovao eny Tsarasaotra ny kaominina Antananarivo Renivohitra.