ReportageÂ
La saison cyclonique 2023-2024 dans la région Océan Indien s’étend du 15 novembre 2023 jusqu’au fin avril 2024. C’est également la période où la Croix-Rouge Malagasy est le plus alerte pour venir en aide aux personnes sinistrés. Pour ce faire, elle mobilise ses milliers de volontaires repartis dans toute l’ile. Ils ont pour mission de récolter les besoins des communautés locales et les transmettre au BGNRC explique Antsa Mirado, responsable communication au sein de l’association. Razanadravao Nantenaina Mamitiana, volontaire pour la CRM depuis 9 ans, a été formée aux gestes de premiers secours. Elle souligne que les volontaires ont également une mission de soutenir moralement les sinistrés, être présents et être à l’écoute. A part la gestion des catastrophes, la CRM intervient aussi dans le domaine de la santé et des premiers secours.
Interview
Les travaux anticipatoires sont une partie importante dans une mission humanitaire. C’est à dire toutes les activités réalisées avant meme l’arrivée d’une catastrophe, afin de limiter les impacts de celui-ci. Par exemple, la formation des volontaires, la préparation des stocks de vivres ou encore la sensibilisation sur terrain. Interview avec Rasoloarivelo Andrianantenaina, coordinateur des activités CRM.
Infos pratique
Quels sont les premiers gestes à faire en cas d’inondation ?
FanadihadianaÂ
Nanomboka ny 15 novambra hatramin’ny faran’ny volana aprily ny vanim-potoan’ny rivodoza aty amin’ny Ranomasimbe Indiana. Io ihany koa ny vanim-potoana tena hihetsehan’ny Croix Rouge Malagasy, hampihena ny fanaintainan’ny mpiara-belona sy ireo tra-doza. Manana mpilatsaka antsitrapo amin’arivony izy manerana ny Nosy. Asan’izy ireo ny mijery izay ilain’ny mpiara-belona sy mitatitra izany any anivon’ny BNGRC. Manangona isa ihany koa izy ireo, araka ny fazavan’i Antsa Mirado, tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny CRM.9 taona izao i Razanadravao Nantenaina Mamitiana no mpilatsaka antsitrapo tao amin’ny CRM. Ankoatry ny fanampiana ara-tsakafo na fanafody, dia tena ilaina hoy izy ny manohana ara-tsaina ireo traboina sy mihaino azy ireo.
Resadresaka
Ny fitantanana ny loza dia tsy manomboka eo amin’ny fotoana itrangan’ny loza iray, fa mialohan’izay, alohan’ny hahatongavany. Izay no antsoina hoe « actions anticipatoires » mba hampihenana ny fiatraikan’ny loza. Resadresaka natao niaraka tamin’i Rasoloarivelo Andrianantenaina, mpandridra ny hetsika ao amin’ny CRM.
Torohevitra ampiharina
Inona ny fihetsika voalohany tokony atao raha sendra tratran’ny tondra-drano ?
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â
Â