ReportageÂ
Chaque année, environ 10 000 personnes sont menacées par les risques d’éboulement et de glissement de terrain dans la capitale. Ce sont dans la majorité des habitants des quartiers de la haute ville: Ambohipotsy, Andafiavaratra, Manjakamiadana, Ampamarinana. Razafimamonjy Leonie, chef fokontany Ampamarinana, raconte qu’au moins une cinquantaine de ménages sont déplacés à chaque saison cyclonique. Ils sont transférés vers un abri temporaire pour une durée qui peut varier d’une semaine à un mois. C’est le BNGRC ou Bureau national de gestion des risques et des catastrophes qui délimite les zones rouges à chaque saison. Il prend aussi les mesures préventives avec les autorités locales.
InterviewÂ
Les actions anticipatoires regroupent toutes les activités réalisées à partir du moment où un risque de catastrophe se présente jusqu’au moment où il survient effectivement. Seheno Andrianiana, coordinateur national de Start Network Madagascar explique.
Infos pratiqueÂ
Comment réagir quand une personne se trouve bloquée sous un effondrement ?
Â
Fanadihadiana
Isantaona, olona 10 000 eo no ahiana ho tratry ny loza vokatry ny fihotsahan’ny tany eto andrenivohitra. Mponina any amin’ny faritra avo eto Antananarivo izy ireo : Ambohipotsy, Andafiavaratra, Manjakamiadana, Ampamarinana. Manazava i Razafimamonjy Leonie, sefo fokontany Ampamarinana fa tokantrano 50 eo farafahankeliny no tsy maintsy afindra toerana rehefa vanim-potoanan’ny orana. Omena toerana hipetrahana vonjimaika izy ireo, izay mety hijanonany hatramin’ny iray volana. Ny BNGRC no mamaritra ireo faritra mena. Izy koa no manao ny fandaminana rehetra isorohana ny loza miaraka amin’ny tompon’andraikitra eny antoerana.
Resadresaka
Manazava ny atao hoe « actions anticipatoires » rehefa amin’ny fotoanan’ny rivodoza i Seheno Andrianiana, mpandrindra nasionaly ny Start Network Madagascar
Torohevitra ampiharina
Ahoana ny atao raha sendra misy olona tototry ny vato na tany ka tsy afa-mihetsika ?