En hiver, pour que le corps humain s'adapte à la température extérieure, il puise des ressources dans les graisses et réagit en travaillant beaucoup plus qu'en mode habituel. Comme le corps perd beaucoup d'eau, le fait d'uriner plus souvent que d'habitude est tout à fait normal. De ce fait, boire de l'eau à température ambiante est conseillé parce qu'il est plus facile pour le corps de s'adapter à la température mais aussi pour éviter la déshydratation.
Ny fipipizana amin'ny andro ririnina : Mahatsapa ho lasa mipipy matetika isika rehefa andro mangatsiaka. Betsaka noho izany ny rano very amin'ny vatana ka mila fanoloana. Azo atao tsara ny misotro rano mangatsiaka na dia mangatsiaka ary ny andro noho izy manana hafanana mitovy amin'ny tsapan'ny hoditra ety ivelany ary mora ho an'ny vatana ny mampitovy io hafanana io amin'ny ao anaty.