Il existe plusieurs degrés de brûlure. Les soins dépendront de la gravité de ces derniers. Toutefois, en cas de brûlure au premier degré (brûlure de la peau superficielle) : il est recommandé de mettre la partie brulée sous l’eau pendant au moins 20 minutes et ensuite de rejoindre très rapidement les urgences.
Misy ambaratongany ny fahamaizan’ny hoditra. Mifanaraka amin’izany ihany koa ny fihetsika tokony atao raha toa ka sendran’ilay fahamaizana. Raha fahamaizan’ny hoditra ivelany noho ny afo na rano mangotraka ohatra dia atao anaty rano mandritra ny 20 minitra farafahakeliny ilay faritra may ary entina ho zahan’ny mpitsabo.